Catégorie : Informations

  • ,

    Programme

    28 avril 2024 : visite pastorale de Mgr Andriantsoavina Jean Pascal dans le district de Soanindrariny et sacrement de la confirmation.

  • Nankalaza ny faha 25 taona nisokafany ny Radio Haja tao Antsirabe ny alahady 31 mars 2024 lasa teo.  Nofidiana manokana ny  Sal 33, 9 hoe  « Fa Teniny dia vita. Didiny dia tafajoro » mba ho teny manentana. Ka nosantarina tamin’ny Sorona masina nankalazana ny Paka tao amin’ny lasapely évêché ny fotoana. Ary nifampizara sakafom-piombonana teny amin’ny…